Entry l
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
Explanations in French Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry L
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers

Updated on 2020/11/03