Entry izy
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitsoRaha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1]
Explanations in English He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2]
 He, she, it [1.7]
Explanations in French Il, elle, lui, le, la [1.3]
 Il, elle [1.5]
 Il, elle [1.8]
Explanations in Italian Egli; ella [1.18]
Compound words 
Titles Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Izy mirahavavy (Dox)
Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel)
Analogs  izy ireo
  azy ~ -ny
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2023/08/01