Entry izato (ito)
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy? [1.1]
Explanations in English This near by (not in sight) [1.7]
Explanations in French Celui-ci, assez près (pas visible) [1.8]
Compound words 
Other spellings 
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2023/01/21