Entry izaho
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
Explanations in English See aho. [1.2]
 I (emphatic) [1.7]
Explanations in French Je, moi.
Manao izaho ity: faire l'important. [1.3]
 Je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [full text in 1.5]
 Je, moi [1.8]
  [Tanala] Je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [1.6]
Explanations in Italian Io [1.18]
Derivatives 
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2020/07/31