Entry izahay
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha.Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: ~ Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
Explanations in English We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2]
 We (excluding those addressed) [1.7]
Explanations in French Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
 Nous (exclusif) [1.5, 1.8]
Explanations in Italian Noi [1.18]
Titles Andeha hianatra izahay
Analogs  anay ~ -nay ~ -ay
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2020/07/31