Entry itony
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [1.1]
Explanations in English This [1.7]
Explanations in French Celui-ci, ce [1.8]
Examples 
1Itony tany no tsotsofina; [2.69]
2Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
3Tsy hita itony olona itony. [2.4]
4Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Derivatives 
Synonyms itoy
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2020/07/31