Entry iroa
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Explanations in English That one far away (in sight) [1.7]
Explanations in French Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
 Celui-là, au loin (visible) [1.8]
Examples 
1Nangina iroa jiolahy. [2.895]
2Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
3tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69]
4Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245]
Derivatives 
Synonyms iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra ~ irony
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2023/08/11