Entry irery
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Explanations in English Solitary, alone [1.7]
Explanations in French Seul [1.3, 1.8]
 Sans compagnon [1.3]
 Solitaire [1.8]
Examples 
1Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
2Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
3Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4]
Morphology 
Simple : irery
Prefixed : -drery
Derivatives 
Synonyms irery tena ~ tokana
Compound words 
Analogs  iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory
Proverbs 

Entry irerỳ (irỳ)
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Explanations in English Those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Explanations in French Ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2023/01/21