Entry ireroa (iroa)
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa [1.1]
Explanations in English Those far away (in sight) plur. of iroa [1.7]
Explanations in French Ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa [1.8]
Examples 
1Ry mpiandry gisa ireroa! [2.69]
2Ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281]
Derivatives 
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2023/01/21