Entry ireny (iny)
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1]
Explanations in English Those (in sight); plur. of iny and io [1.7]
Explanations in French Ceux-là (visibles) [1.8]
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2023/01/21