Entry iny
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
Explanations in English That [1.2, 1.7]
 This. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person [1.2]
Explanations in French Ce, cet, cette [1.3, 1.8]
 Celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3]
Derivatives 
Compound words 
Tables and plates all the pronouns

Updated on 2023/11/07