Entry fandriana (andry)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explanations in English A bed, bedding. [1.2]
 A bed [1.7]
Explanations in French Lit [1.8]
Examples 
1Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
2Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fandriana, fandriako, fandrianao, fandriany, fandriantsika, fandrianay, fandrianareo, fandrian', fandrian-, fandriam-, fandria-
Prefixed : -pandriana, -pandriako, -pandrianao, -pandriany, -pandriantsika, -pandrianay, -pandrianareo, -pandrian', -pandrian-, -pandriam-, -pandria-
Synonyms farafara
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/05/23