Entry -areo
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1]
Explanations in English Your, yours; by you. It is plural.Rainareo [ray]: your father.Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2]
 Your; done by you (plural) [1.7]
Explanations in French De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3]
 De vous, par vous. [1.5]
 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8]
Analogs  -nareo
  ianareo ~ anareo
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2020/07/31