Entry anaty (aty)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [1.1]
Explanations in French Interne [1.8]
 Intrinsèque, intérieur [1.13]
 Interne: Aretina anaty (Maladie interne) [1.3]
 Interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...] [full text in 1.5]
Derivatives 
Compound words 
Titles Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis)

Entry anaty (any, aty)
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [1.1]
Explanations in English Inside [1.7]
Explanations in French Dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [1.3]
 Dans, au-dedans, parmi [1.5]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : anaty, anatiko, anatinao, anatiny, anatintsika, anatinay, anatinareo, anatin', anatin-, anatim-
Past : tanaty, tanatiko, tanatinao, tanatiny, tanatintsika, tanatinay, tanatinareo, tanatin', tanatin-, tanatim-
Compound words 
Toponyms 

Entry anaty (any, aty)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English Inside [1.7]
Explanations in French Intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [1.3]
 Intérieurement [1.8]
 Intérieurement: Mihomehy anaty [...] [full text in 1.5]
Compound words 
Toponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20