Entry aho
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10]
 Mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana: ~ Handeha rahampitso vao maraina aho. ~ Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1]
Explanations in English I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [1.2]
 I [1.7]
Explanations in French Je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3]
 Je, moi (se place générale [...] [full text in 1.5]
 Je [1.8]
  [Tanala] Je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [1.6]
Explanations in Italian Io [1.18]
Derivatives 
Compound words 
Analogs  ahy ~ -ko, -o
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2022/05/02