Entry voa (la)
Part of speech   past participle
Malagasy definition   La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [Ravelojaona: Firaketana]
English definition   refused, denied, rejected [Richardson 1885]
French definition   refusé, nié, rejeté, renié [Abinal 1888]

Entry voala (ala)
Part of speech   past participle
English definition   removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [Richardson 1885]
French definition   Enlevé, arraché [Abinal 1888]
Compound words, titles, names  

2013/09/10