Entry | ventin > venty | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira [1.1] | |||||||||||||||
Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in English | Substance; a unit [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Substance [1.8] | |||||||||||||||
Unité [1.13] | ||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word venty | |||||||||||||||

Explanations in Malagasy | Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulary | Economy: finances, management | |||||||||||||||