Entry tsiniko > -tsiny
Part of speech morphological form of siny

Entry tsiniko > tsiny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony
Ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io
Kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao
Mitovy hevitra: adidy ~ fanadidiana ~ faniniana ~ feta ~ fondro ~ heloka ~ kiana ~ kizaka ~ latsa ~ likiliky ~ lolotramalona ~ nenitra ~ ngidin-koditra ~ ota fady ~ safay ~ soketa ~ tebaka ~ tenitra ~ teny ~ tevidoha ~ voina [1.1]
Explanations in English Blame, fault, reproach [1.7]
Explanations in French Blâme, censure [1.3, 1.8]
 Culpabilité, défaut [1.3]
 Faute [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms adidy ~ soketa ~ fondro
Compound words 
Hyponyms An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast)
Le Tsiny et le Tody dans la Pensée Malgache (Andriamanjato Richard)
Ny tsiny, ny tody (Rakotovoarisoa Bernard-Marie)
Proverbs 

Entry tsiniko > tsiny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [1.1]
Explanations in French Action de reforger et do retremper les outils émoussés [1.3]
Derivatives 
 

Entry tsiniko > tsiny
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur ( andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry tsiniko > siny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Explanations in French Cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Examples 
1Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
2Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]
Morphology 
Simple : siny, siniko, sininao, sininy, sinintsika, sininay, sininareo, sinin', sinin-, sinim-
Prefixed : -tsiny, -tsiniko, -tsininao, -tsininy, -tsinintsika, -tsininay, -tsininareo, -tsinin', -tsinin-, -tsinim-
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Entry tsiniko > tsinina (tsiny)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany
Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao
Mitovy hevitra: kabedesina ~ kamentsonina ~ tenenina [1.1]
Morphology 
Present : tsinina, tsiniko, tsininao, tsininy, tsinintsika, tsininay, tsininareo, tsinin', tsinin-, tsinim-, tsini-
Past : notsinina, notsiniko, notsininao, notsininy, notsinintsika, notsininay, notsininareo, notsinin', notsinin-, notsinim-, notsini-
Future : hotsinina, hotsiniko, hotsininao, hotsininy, hotsinintsika, hotsininay, hotsininareo, hotsinin', hotsinin-, hotsinim-, hotsini-
Imperative : tsinio

Entry tsiniko > tsinina (tsiny)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (Vy) hamafisina, aofana [1.1]
Morphology 
Present : tsinina, tsiniko, tsininao, tsininy, tsinintsika, tsininay, tsininareo, tsinin', tsinin-, tsinim-, tsini-
Past : notsinina, notsiniko, notsininao, notsininy, notsinintsika, notsininay, notsininareo, notsinin', notsinin-, notsinim-, notsini-
Future : hotsinina, hotsiniko, hotsininao, hotsininy, hotsinintsika, hotsininay, hotsininareo, hotsinin', hotsinin-, hotsinim-, hotsini-
Imperative : tsinio

Anagrams