Entry tsingany > tsingana
Part of speech noun
Explanations in French  [Taisaka] Ce serait le nom d'une drogue employée par le mpanao-tromba Safily, d'après J.M. Estrade, le Tromba, 1977, p. 236. Voir en 1ère partie tsingaina, tsingena, probablement identiques. [1.196]

Entry tsingany > singany
Part of speech noun
Explanations in French Unité [1.13]
Proverbs 

Anagrams 

Entry tsingany > singa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Examples ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27]
Morphology 
Simple : singa, singany, singan', singan-, singam-
Derivatives 
Compound words 

Entry tsingany > singa
Part of speech noun
Explanations in French élément [1.13]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams