Entry tsindrymandry > tsindrimandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [1.1]
 [ tsindry mandry ] Fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [1.1]
Explanations in French [ tsindry mandry ] Vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [1.3]
Articles