Entry tratry > tratra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko
Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho
Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany
Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1]
Explanations in English Overtaken [1.2, 1.7]
 Caught [1.7]
Explanations in French Attrapé, pris, atteint [1.8]
Examples Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472]
Morphology 
Simple : tratra, tra-
Imperative : tra
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry tratry > tratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1]
Explanations in English The breast [1.2]
 The chest [1.7]
Explanations in French La poitrine [1.3, 1.8]
 Le poitrail [1.3]
Examples Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tratra, tratrako, tratranao, tratrany, tratransika, tratranay, tratranareo, tratran', tratran-
Derivatives 
 
Compound words 
Holonym vatana
Co-meronyms hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, vody, vozona
Proverbs 

Entry tratry > tratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] refy [1.78]

Entry tratry > tratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fifanarahana [1.78]

Entry tratry > tratra
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [1.196]
Vocabulary