Entry tolotr > tolotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1]
Explanations in English A gift, something handed over [1.7]
Explanations in French Don, legs, ce qu'on offre [1.8]
 Offre, proposition, donation [1.13]
Examples 
1Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332]
2Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245]
Derivatives 
Compound words 

Entry tolotr > tolotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [1.1]