Entry tavan > tava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
Explanations in French Le visage, la face, la figure [1.3]
Vocabulary 
Compound words 
Holonym loha
Co-meronyms handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, vava, volo, volomaso, volombava
Proverbs 

Entry tavan > tava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tolona (ady)
Ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78]

Entry tavan > tava
Part of speech noun
Explanations in French Paroi [1.13]
Compound words 
Analogs  telotava

Anagrams 

Entry tavan > tavana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kotaba, fihinjakinjahana, fihetsehana noho ny hafaliana
Fanaranam-po amin' ny hanina. [1.1]
Derivatives 