Entry tapi > tapitra
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao
Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra
Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara
(vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1]
Explanations in English Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explanations in French Fini, terminé [1.3, 1.8]
 Achevé, accompli [1.3]
 épuisé [1.8]
Examples 
1Tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé) [1.3]
2Tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3]
3Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324]
4Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470]
5Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472]
Morphology 
Present : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Past : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Future : ho tapitra, ho tapitro, ho tapitrao, ho tapiny, ho tapitsika, ho tapitray, ho tapitrareo, ho tapitr', ho tapi-, ho tapitry
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 

Entry tapi > tapitra
Part of speech passive verb
Explanations in English Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explanations in French Sali, crotté [1.3]
Derivatives 

Entry tapi > tapika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
Simple : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Synonyms tapiny
Compound words 

Entry tapi > tapika (pika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explanations in French Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 
 

Entry tapi > tapika
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams