Entry |
tananahaolo > tanàna aolo
|
Elementary words | tanàna ; aolo |
Part of speech | locution
|
Explanations in English | The ruins of a village or town [1.7]
|
Explanations in French | Ville ou village abandonné [1.3]
|
| Ruines d'un village [1.8]
|
| [ tanàna haolo ] Village en ruine, abandonné [1.5]
|
Examples |
1 | Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy
[1.353]
|
2 | Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo
[2.857]
|
|
|