Entry pihoarana > fihoarana (hoatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandinganana: Fihoarana tamboho
Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
Explanations in French L’action de dépasser, l’endroit [1.3]
 Dépassement [1.13]
Examples 
1ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
2Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588]
Compound words 

Anagrams