Entry ngenongenony > ngenongenonina (ngenongenona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona izay imenomenonana na izay teny lazaina an' orona amin' ny fimenomenonana: Aza izaho no ngenongenonina eo ~ Inona indray izany ngenongenonin' i Bozy izany [1.1]
Morphology 
Present : ngenongenonina, ngenongenoniko, ngenongenoninao, ngenongenoniny, ngenongenonintsika, ngenongenoninay, ngenongenoninareo, ngenongenonin', ngenongenonin-, ngenongenonim-, ngenongenoni-
Past : nongenongenonina, nongenongenoniko, nongenongenoninao, nongenongenoniny, nongenongenonintsika, nongenongenoninay, nongenongenoninareo, nongenongenonin', nongenongenonin-, nongenongenonim-, nongenongenoni-
Future : hongenongenonina, hongenongenoniko, hongenongenoninao, hongenongenoniny, hongenongenonintsika, hongenongenoninay, hongenongenoninareo, hongenongenonin', hongenongenonin-, hongenongenonim-, hongenongenoni-
Imperative : ngenongenony

Entry ngenongenony > ngenongenona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Menomenona, teny an' orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po [1.1]
Explanations in English Same as menomenona [1.2]
Derivatives