Entry nandevina > mandevina (levina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [1.1]
Explanations in English To bury [1.7]
Explanations in French Ensevelir, enterrer [1.8]
Examples 
1ary izay maty iaraha-mandevina. [1.370]
2Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472]
Morphology 
Present : mandevina
Past : nandevina
Future : handevina
Imperative : mandevena
Compound words 
Proverbs