Entry mihenjiheny (henjihenjy (henjy))
Part of speech   active verb
French translation   Courir, gambader, aller ça et là [Abinal 1888]
Examples   Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo. [Callet: Tantara, page 643]
ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 207]
Morphology  
mihenjihenjy
nihenjihenjy
hihenjihenjy