Entry miereta > mieritra (eritra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
Explanations in French Réfléchir, rêver, songer [1.3]
Examples Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [2.996]
Morphology 
Present : mieritra
Past : nieritra
Future : hieritra
Imperative : miereta
Synonyms mieritreritra
Proverbs