Entry mangoraka (horaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
Mitovy hevitra: antra ~ malahelo ~ manana tse-po ~ mangora-po ~ mitse-po ~ mitsetra ~ ngoaina ~ onena ~ ongena [1.1]
Examples 
1Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. [1.263]
2Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Morphology 
Present : mangoraka
Past : nangoraka
Future : hangoraka
Imperative : mangoraha
Synonyms mangorakoraka

Entry mangoràka (horàka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31