Entry manentsin-tadiny
Elementary words manentsina ; tadiny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1]
 Manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1]
Explanations in English To stop one's ears, to refuse to listen [1.7]
Explanations in French Se boucher les oreilles [1.8]
Examples 
1Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
2dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Updated on 2023/10/02