Entry manaonyainytsyhozavatra > manao aina tsy ho zavatra
Elementary words manao ; aina ; tsy ; ho ; zavatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
 [ manao ny ainy tsy ho zavatra ] Manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1]
Explanations in English To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
Synonyms mitono aina ~ mivarotra aina
Other spellings