Entry mahavoaza > mahavoa (voa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1]
Explanations in English To strike; to hit the mark; to wound [1.7]
Explanations in French Atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [1.8]
Morphology 
Present : mahavoa
Past : nahavoa
Future : hahavoa
Imperative : mahavoaza
Compound words 
Analogs  mahavoafady
Proverbs 

Anagrams