Entry kodina > hodina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1]
Explanations in English A turning around [1.7]
Explanations in French Tournoiement [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Anagrams