Entry javatra > zavatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana
Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana
Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra
Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io
Mitovy hevitra: raha [1.1]
Explanations in English A thing [1.7]
Explanations in French Chose; objet [1.3, 1.8]
 Le beau, le parfait, le principal [1.3]
  [Sakalava-Mayotte] Objet appartenant à autrui ou à soi, chose [1.405]
Examples 
1zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana [2.470]
2Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony [2.472]
3Ary ny mpitondra zavatr' andriana: [2.48]
4Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. [2.996]
Morphology 
Simple : zavatra, zavatro, zavatrao, zavany, zavatsika, zavatray, zavatrareo, zavatr', zava-, zavatry
Prefixed : -javatra, -javatro, -javatrao, -javany, -javatsika, -javatray, -javatrareo, -javatr', -java-, -javatry
Imperative : zavara
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Randzavola Henri)
Hery sy ny zava-mampatahotra
Proverbs 

Entry javatra > zavatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo [1.1]
Explanations in English A spirit of some sort [1.7]
Explanations in French Fantôme [1.3, 1.8]
 Sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant [1.3]
 Esprit [1.8]
Morphology 
Simple : zavatra, zavatro, zavatrao, zavany, zavatsika, zavatray, zavatrareo, zavatr', zava-, zavatry
Prefixed : -javatra, -javatro, -javatrao, -javany, -javatsika, -javatray, -javatrareo, -javatr', -java-, -javatry
Compound words 
Proverbs