Entry hotohizina > tohizina (tohy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsy vita fa mbola misy tohiny: Hotohizina rahampitso ny resatsika. / Mbola hotohizina (ny tantara) [1.1]
Morphology 
Present : tohizina, tohiziko, tohizinao, tohiziny, tohizintsika, tohizinay, tohizinareo, tohizin', tohizin-, tohizim-, tohizi-
Past : notohizina, notohiziko, notohizinao, notohiziny, notohizintsika, notohizinay, notohizinareo, notohizin', notohizin-, notohizim-, notohizi-
Future : hotohizina, hotohiziko, hotohizinao, hotohiziny, hotohizintsika, hotohizinay, hotohizinareo, hotohizin', hotohizin-, hotohizim-, hotohizi-
Imperative : tohizo
Compound words