Entry hanim > manina (hanina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatsiaro ny any lavitra ka malahelo te hahita, manembona: Manina ny any aminay aho izany [1.1]
Explanations in English To long for, to regret; (instead of the passive verb, use mahamanina) [1.7]
Explanations in French Regretter, soupirer après (au lieu du passif on emploie mahamanina) [1.8]
Examples 
1Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
2Mba finoana velona eo amin' ny mpiantsambo rehetra koa fa izay efa nandia ny fiainan-dranomasina, tsy maintsy manina mandrakariva ny fidoboky ny onja. [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manina
Past : nanina
Future : hanina
Imperative : manìna
Derivatives 
Compound words 
Titles Manina (Tselatra)
Proverbs 

Entry hanim > manina (ina)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To command, to direct, to govern, to conduct, to manage. Chiefly used in speaking of the affairs of the kingdom. [1.2]
Morphology 
Present : manina
Past : nanina
Future : hanina
Imperative : maninà

Entry hanim > manina
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] manendry [1.78]

Entry hanim > manìna (hanina)
Part of speech imperative of active verb manina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Entry hanim > maninà (ina)
Part of speech imperative of active verb manina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Entry hanim > Manina
Elementary words manina
Part of speech name (short story title)
Author Tselatra (Rajonah), selatra+selatra
Vocabulary 
Tables and plates All the titles
Text - Veloma ihany, ry masoandro hilentika; masina, ry volana hisoka, fa ianareo no vaky andro tsinana alina ka mba hoperako hafatra amin-drahavana: lazao azy fa misento azy tsy hita aho ka manohoka aloka irery; ory havana hariva ka mivoady ny andro ho maraina. Laingo nosarahina aman-kazo aho, elatra nolaingosana amam-borona ka sady malazo no saraka amin'aina.

- Mitevy ala ny any atsinanana ka alin-kely manjepy ny aty andrefana: saron-javona antoandro ny any Ankaratra ka kamokamo tomefika ny aty Andringitra. Raha mahatsiaro ny any, misento mahalana ny aty. Sakanan-tany tsy hipaka mantsy, elanin'andro tsy hihaona, fa manindria fo tsy ho aiza, rahavako, fa andro maro no hananana ahy.


Anagrams 

Entry hanim > anina (any)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Atao [1.78]
Explanations in English To be prepared, as yarn for the loom. [1.2]
Explanations in French Que l'on ourdit [1.3]
Morphology 
Present : anina, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-, ani-
Past : nanina, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-, nani-
Future : hanina, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-, hani-
Imperative : anio

Entry hanim > anina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [1.1]
Explanations in English See onona, tony [1.2]
Explanations in French Halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [1.3]
Derivatives 

Entry hanim > an~ina
Part of speech circumfix [Words with an~ina]

Entry hanim > añina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] Rivotra [1.78]
  [Betsimisaraka] Rivotra malemy [1.78]
 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1]
Explanations in English  [Provincial] Breeze, wind. [Mal. angin.] [1.2]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Entry hanim > any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explanations in English There, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
 There, fairly far away not visible; [1.7]
Explanations in French  [Taisaka] [ añy ] Là-bas, à, vers [1.82]
 Là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explanations in Italian In, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Examples 
1Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
2ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphology 
Present : any, an-, am-
Past : tany
Future : ho any
Compound words 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry hanim > any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English Prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explanations in French Préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Compound words 
Toponyms 

Entry hanim > any
Part of speech preposition [full list]
Explanations in English Belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Compound words 

Entry hanim > any
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explanations in English Used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Compound words 

Entry hanim > any
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explanations in English Ira is used in the provinces. [1.2]
Explanations in French Ourdissage de la trame [1.3]
Derivatives 

Entry hanim > any
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Atao, inoana [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Qu'on fait, qu'on croit [1.82]
Morphology 
Present : any, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-
Past : nany, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-
Future : hany, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-
Imperative : anio

Entry hanim > añy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Rivotra [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Vent [1.82]
Vocabulary 

Entry hanim > any
Part of speech Unspecified
Explanations in French  [Taisaka] Qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [1.82]
Vocabulary 
Compound words 

Entry hanim > any
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in English  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Anagrams 

Entry hanim > hanina (hana)
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1]
Explanations in English To be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2]
 To be eaten; cf. hìnana; [1.7]
Explanations in French Qu'on mange [1.3, 1.8]
Examples 
1Nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3]
2Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3]
3Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48]
4Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332]
Morphology 
Present : hanina, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-, hani-
Past : nohanina, nohaniko, nohaninao, nohaniny, nohanintsika, nohaninay, nohaninareo, nohanin', nohanin-, nohanim-, nohani-
Future : hohanina, hohaniko, hohaninao, hohaniny, hohanintsika, hohaninay, hohaninareo, hohanin', hohanin-, hohanim-, hohani-
Imperative : hano
Compound words 
Proverbs 

Entry hanim > hanina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary
Lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako
Mitovy hevitra: angaredona ~ fahana ~ fanasana ~ fialemana ~ fibobohana ~ fihinanam-be ~ filerana ~ fo tsy aritra ~ halemana ~ kabaka ~ nahandro ~ odiam-bavafo ~ odilolo ~ sakafo ~ sakafo ambany foitra ~ sakafo maivana ~ sakafo sikina ~ sakafom-borondolo ~ sakafon-tsorohitra ~ tsakitsaky ~ tsakotsako ~ tsindrin-tsakafo ~ vatsy ~ vonjy fo [1.1]
Explanations in English Food, victuals, viands, nourishment [1.2]
 Food, nourishment [1.7]
Explanations in French Nourriture, vivres [1.3, 1.8]
 Aliments [1.3]
Examples 
1Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3]
2Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Analogs  otrikanina
Proverbs 
Articles 

Entry hanim > hanina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1]
Explanations in English Longing, eager desire, affection; regret. [1.2]
 Longing, regret [1.7]
Explanations in French Regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3]
 Regret causé par l'éloignement [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry hanim > hañina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] rivotra [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry hanim > hany
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tokana, irery: Izy no hany zana-dray aman-dreniny [1.1]
Explanations in English Single, alone, one individual, only, sole. [1.2]
 The only one [1.7]
Explanations in French Le seul, unique [1.8]
Compound words 

Entry hanim > hany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Hanina [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Nourriture, repas [1.82]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams