Entry hadifetsy > hady fetsy
Elementary words hady ; fetsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra
Hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny [1.1]
Explanations in English [ hadi-fetsy ] A small trench [1.2]