Entry | fiovam > fiovana (ova) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1] | ||||||
Explanations in French | L'action de changer [1.3] | ||||||
Modification, changement, mutation [1.13] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Anagrams | fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina |
Entry | fiovam > fiova (ova) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra miova [1.1] | |
Explanations in French | Manière de changer [1.3] | |
Variation [1.13] | ||
Anagrams | fiova, vaofy |