Entry fiakara > fiakarana (akatra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [Rajemisa 1985]
English translation   an upward climb, ascent [Hallanger 1973]
French translation   Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [Abinal 1888]
   montée, ascension ; côte à monter [Hallanger 1974]
Examples  
1Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [Rajaonarivelo: Bina, page 38]
2Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [Callet: Tantara, page 1165]
Quotes