Entry | fahavoazana (voa) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1] | |
Explanations in English | Defeat, failure, misfortune [1.7] | |
Explanations in French | Défaite, insuccès, malheur [1.8] | |
Proverbs | Proverbs containing the word fahavoazana | |
Updated on 2023/01/20 |