Entry atodiny > atodika (todika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao [1.1]
Morphology 
Present : atodika, atodiko, atodikao, atodiny, atoditsika, atodikay, atodikareo, atodik', atodi-
Past : natodika, natodiko, natodikao, natodiny, natoditsika, natodikay, natodikareo, natodik', natodi-
Future : hatodika, hatodiko, hatodikao, hatodiny, hatoditsika, hatodikay, hatodikareo, hatodik', hatodi-
Imperative : atodiho
Compound words 

Anagrams 

Entry atodiny > atody
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1]
 Vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13]
Explanations in English An egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2]
 An egg [1.7]
Explanations in French Oeuf [1.8, 1.13]
 Embryon, zygote [1.13]
Examples 
1Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472]
2Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry atodiny > atody (tody)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1]
Explanations in French Qu'on fait rentrer au port [1.3]
Morphology 
Present : atody, atodiko, atodinao, atodiny, atodintsika, atodinay, atodinareo, atodin', atodin-, atodim-
Past : natody, natodiko, natodinao, natodiny, natodintsika, natodinay, natodinareo, natodin', natodin-, natodim-
Future : hatody, hatodiko, hatodinao, hatodiny, hatodintsika, hatodinay, hatodinareo, hatodin', hatodin-, hatodim-
Imperative : atodio

Anagrams 

Entry atodiny > atoditra (toditra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Andramana [1.1]
Explanations in French à goûter [1.3]
Morphology 
Present : atoditra, atoditro, atoditrao, atodiny, atoditsika, atoditray, atoditrareo, atoditr', atodi-, atoditry
Past : natoditra, natoditro, natoditrao, natodiny, natoditsika, natoditray, natoditrareo, natoditr', natodi-, natoditry
Future : hatoditra, hatoditro, hatoditrao, hatodiny, hatoditsika, hatoditray, hatoditrareo, hatoditr', hatodi-, hatoditry
Imperative : atodiro

Anagrams