Entry | ateran > aterana (atitra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Used of the person to whom anything is sent, etc. [1.2] | ||||||||
Explanations in French | A qui on offre, on porte [1.3] | ||||||||
Examples | ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana.
[2.48] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aterana | ||||||||