Entry ataoma
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny ilany kitika kely indrindra amin' ny fiforonan' ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran' izay mafy, ka nampiasain' ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa [Rajemisa 1985]
Vocabulary  
Origin   French: atome.

Updated on 2014/08/06