Entry ankitsirano
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy [ an-kitsirano ] Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka [1.1]
 Fanahy iniana [1.13]
Explanations in French Délibérément [1.13]
Examples Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny? [2.5]

Anagrams 

Updated on 2023/01/12