Entry ampiana (ampy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso
Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1]
Explanations in English To be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [1.2]
 To have an addition made to it; to be helped [1.7]
Explanations in French Qu'on augmente, qu'on aide [1.8]
 Plus [1.13]
Morphology 
Present : ampiana, ampiako, ampianao, ampiany, ampiantsika, ampianay, ampianareo, ampian', ampian-, ampiam-, ampia-
Past : nampiana, nampiako, nampianao, nampiany, nampiantsika, nampianay, nampianareo, nampian', nampian-, nampiam-, nampia-
Future : hampiana, hampiako, hampianao, hampiany, hampiantsika, hampianay, hampianareo, hampian', hampian-, hampiam-, hampia-
Imperative : ampio
Compound words 
Proverbs 

Entry ampi~ana
Part of speech circumfix [Words with ampi~ana]

Updated on 2023/01/20