Entry |
ambin > ambina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
|
Explanations in English | Watch, guard, patrol. See andry
[1.2]
|
| A watch, a guard [1.7]
|
Explanations in French | Action de garder, de surveiller [1.8]
|
Examples | Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
ambin > ambina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zara tsara, vintana tsara [1.1]
|
Explanations in English | Used in the following: ambinina,
manambina
[1.2]
|
Derivatives |
|
Entry |
ambin > amby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Amin'ny, sy [1.78]
|
| Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
|
Explanations in English | Excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
|
| Excess, surplus [1.7]
|
Explanations in French | Excédent, surplus [1.8]
|
Explanations in Malagasy | Elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
|
Explanations in French | Solde, reste [1.13]
|
Morphology |
Simple : |
amby,
ambiny,
ambin',
ambin-,
ambim- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
ambin > amby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
|
Explanations in French | Chiffres des unités [1.13]
|
Vocabulary |
|
Entry |
ambin > amby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Vehivavy ratsy fitondran-tena [1.78]