Entry | ambaratongam > ambaratonga | ||||||
Elementary words | ambaraka ; tonga | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà [1.1] | ||||||
Explanations in English | A ladder, steps, stairs; gradation. [1.2] | ||||||
A step or degree in progress; a degree of honor or authority [1.7] | |||||||
Explanations in French | Hiérarchie [1.3, 1.8] | ||||||
Les marches, degrés Gradation [1.3] | |||||||
Grade, un degré dans la hiérarchie [1.8] | |||||||
Degré, niveau [1.13] | |||||||
Examples |
| ||||||
Compound words |
| ||||||