Entry akanjotsiantsaha > akanjo tsy an-tsaha
Elementary words akanjo ; tsy ; saha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy [ akanjo tsiantsaha ] Karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [1.1]
Explanations in French Nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [1.3]
Vocabulary